Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Etimôlôjia
Mpamaritra
mivalona mivalunạ
- (vàlona) mt. s.: Miforitra milamina tsara: E-fa mivalona izao ny lambako ka aza kasihina intsony. • Tehirizina na atokana ho an'ny andro iray: Tsy foiko hampindramina io fa lamba mivalona.
Dikan-teny