fizarana
Apparence
Malagasy
[Ovay]Anarana iombonana
Singiolary | Ploraly | |
---|---|---|
1 | fizarako | fizaranay, fizarantsika |
2 | fizaranao (tenim-paritra) fizaran'angao |
fizaranareo |
3 | fizarany (tenim-paritra) fizaran'anjy |
(Sihanaka) fizaran-jareo |
K- | fizaran' fizaran- fizaram- |
- fisampanana, fitokotokonana
- anarana iombonana avy amin'ny mizatra