Rondônia
Apparence
22°54′S 43°12′W / 22.900°S 43.200°W
Rondônia
| |||
Velarantany | 237,590,5 km2 | ||
Isam-ponina | 1,581,196 mponina | ||
Tanànan-dehibe | NC | ||
Ben'ny tanàna | NC | ||
Firenena | Brazila | ||
Faritany | Rondônia | ||
Faritra | NC |
I Rondônia dia faritany mizaka tena any Brazila. Porto Velho no renivohiny.
Ny faritra mizaka tena manodidona azy dia i Amazonas, i Mato Grosso ary i Bolivia.
Ny tanànany lehibe indrindra dia Porto Velho, Guajará Mirim, Ji Paraná, Ariquemes, Cacoal sy Vilhena. Faritany tsy dia be vohintany ny faritan'i Rondônia ary eo amin'ny 100m hatramin'ny 600m ny haavon'ny 94% ny taniny.
Jereo Koa
[hanova | hanova ny fango]I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Rondônia |