Rhin
Apparence
I Rhin dia ony mirefy 1 232,7 km any Eorôpa Andrefana sy Afovoany ary iray amin' ny lalan-drano be olona indrindra eran-tany. Atao hoe Rhenus ny anarany amin' ny teny latina, Rhein kosa amin' ny teny alemana, Rhin amin' ny teny frantsay, ary Rijn amin' ny teny holandey. Anisan' ny tanàna lehibe indrindra miorina eo amoron' ny ony Rhin i Köln (any Alemaina), i Rotterdam (any Nederlandy), i Strasbourg (any Frantsa) ary i Basel (any Soisa).
Renirano manompo azy
[hanova | hanova ny fango]Ireto ny renirano (sakelidrano) manompo azy:
- Aar : 610 m3/s
- Ill : 58 m3/s
- Neckar : 145 m3/s
- Main : 225 m3/s
- Lahn : 54 m3/s
- Mosel : 325 m3/s
- Ruhr : 80 m3/s
- Lippe : 46 m3/s
Tanàna andalovany
[hanova | hanova ny fango]Inty ny fafana mampiseho ny tanàn-dehibe andalovan' i Rhin:
Rhin-km | Tanàna | mponina | ||
---|---|---|---|---|
167 | Basel ( Soisa}) | 172.000 | Oberrhein | L |
294 | Strasbourg ( Frantsa) | 279.000 | Oberrhein | L |
359 | Karlsruhe ( Alemaina) | 313.000 | Oberrhein | R |
425 | Mannheim | 309.000 | Oberrhein | R |
425 | Ludwigshafen | 171.000 | Oberrhein | L |
499 | Mainz | 217.000 | Oberrhein | L |
503 | Wiesbaden | 278.000 | Oberrhein | R |
591 | Koblenz | 114.000 | Mittelrhein | L |
655 | Bonn | 327.000 | Mittelrhein | L |
688 | Köln | 1.086.000 | Niederrhein | L |
699 | Leverkusen | 164.000 | Niederrhein | R |
740 | Neuss | 154.000 | Niederrhein | L |
743 | Düsseldorf | 619.000 | Niederrhein | R |
762 | Krefeld | 227.000 | Niederrhein | L |
777 | Duisburg | 499.000 | Niederrhein | R |
884 | Nijmegen ( Nederlandy) | 176.000 | Delta | L (Waal) |
1000 | Rotterdam | 646.000 | Delta | R (Nieuwe Maas) |
(Nederrijn) | Arnheim | 159.000 | Delta | R (Nederrijn) |
(Oude Rijn) | Utrecht | 353.000 | Delta | R (Oude Rijn) |
(Oude Rijn) | Leiden | 125.000 | Delta | R (Oude Rijn) |
Jereo Koa
[hanova | hanova ny fango]