Aller au contenu

Oubangui

Avy amin'i Wikipedia
I Oubangui
Ny ony Congo sy ny sakeliny, isan' izany i Oubangui, ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô

I Oubangui na Ubangi dia renirano ao Afrika, izay sakelidrano lehiben' i ony Congo ao Afrika Afovoany. Mikoriana miankandrefana izy, lasa sisin-tany manasaraka ny Repoblikan' i Afrika Afovoany amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]