Cree
Apparence
Cris | ||
---|---|---|
Isam-ponina ara-paritany | ||
| ||
Isam-ponina | ||
Fiteny | ||
Finoana | ||
Ny Cree (na Nehiyaw) dia mponina Amerindianina miaina any Kanada sy any Etazonia ; Mivelatra be tan'ny Cree (Ôseana Atlantika hatrany aminy Oseana Pasifika).
Ny Teny Cree dia teny tena voateny indrindra any Amerika Avaratra ; faha misy Cree tsy mahay miteny Cree.
Mponina
[hanova | hanova ny fango]Ny Cree avy any Québec mitambatra anatin'y Grand Conseil des Cris (Eeyu Ischee amy teny Cree) ; Matthew Mukash ny filoha ny Cree hatramin'i septambra 2005.
Misy firafitra sivy ny Cree :
- Misy firafitra dimy eo aminy amorontsiraka atsinanana ny Baie James :
- Dia firafitra efatra any alavitrin'y ranomasina
- Any Ontario :
- Attawapiskat
- Bearskin Lake
- Chapleau
- Constance Lake (Calstock)
- Deer Lake
- Flying Post (Nipigon)
- Fort Albany
- Fort Severn
- Kasaqbonika
- Kingfisher Lake
- Lansdowne House (Pickle Lake)
- MacDowellLake (Red Lake)
- Matachewan
- Missanabie (Garden River)
- Mocreebec
- Moose Factory
- New Post (Cochrane)
- Weagamow Lake (North Caribou)
- Northwest Angle (Kenora)
- Sachigo
- Wahgoshig (Mayheson)
- Wawakapewin (Long Dog)
- Webequie et Weenusk (Peawanuk)
Isa'mponina
[hanova | hanova ny fango]Isa'mponina ny Cree eny avaratra ny Quebec[1] | |||
---|---|---|---|
Kômonitia | Taotaly | mipetraka | tsy mipetraka |
Chisasibi | 3 739 | 3 609 | 130 |
Eastmain | 647 | 611 | 36 |
Mistissini | 3 860 | 3 327 | 533 |
Nemaska | 610 | 596 | 14 |
Oujé-Bougoumou | 650 | Tsy fantatra | Tsy fantatra |
Waskaganish | 2 365 | 1 984 | 381 |
Waswanipi | 1 749 | 1 337 | 412 |
Wemindji | 1 335 | 1 221 | 114 |
Whapmagoostui | 815 | 805 | 10 |
Crees (taotaly) | 15 120 | 13 490 | 1 630 |
5000 izy taminy [2], et 20 000 à la fin du Endrika:XIXe siècle[3]
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Tsiahy
[hanova | hanova ny fango]- ↑ Affaires indiennes et du Nord Canada (Région du Québec) https://www.ainc-inac.gc.ca/qc/aqc/pop_f.html Archived Oktobra 29, 2007 at the Wayback Machine
- ↑ Alphabetical Enumeration of the Indian Tribes and Nations
- ↑
- "Cree", in Marie-Nicolas Bouillet and Alexis Chassang (eds.), Dictionnaire universel d'histoire et de géographie, 1878
Rohy
[hanova | hanova ny fango]- ((en)) Tranonkala culturel ny mponina Cree Archived Desambra 16, 2006 at the Wayback Machine