Aller au contenu

Eorazia

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 8 Novambra 2023 à 07:23 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)
I Eorazia eo amin' ny bolantany

I Eorazia dia ny fitambaran' i Azia sy i Eorôpa raha heverina fa mamorona kôntinenta iray fa tsy roa misaraka. Izany kôntinenta goavana izany dia manana velarana mahatratra 54 tapitrisa km2 (manakaiky ny ampahafolon' ny veleran'ny Tany, tany maina sy ranomasina mitambatra) eo anelanelan' ny Ranomasimbe Atlantika ao andrefana sy ny Ranomasimbe Pasifika ao atsinanana.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]